|
|
|
|

Entrée1  fokarina (fokatra)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Alana, badina ao anaty tany: Be ny arintany azo fokarina any Soalary ~ Fokaro ny lamba ao anaty vata 4  Velomina, fohazina indray: Nofokariny daholo ny fanao taloha 5  Aseho mibaribary: Nofokarin' ny mpanozon-doha ny helony rehetra [1.1]
Explications en anglais  6  to be exhumed; to be extracted [1.7]
Explications en français  7  qu'on exhume; qu'on extrait [1.8]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Anagrammes  12  fanorika, fikorana, firanoka, fironaka, fokarina

Mis à jour le 2023/01/20