|
|
|
|

Entrée1  fofosarita
Partie du discours  2  interjection [Liste complète]
Explications en malgache  3  Ozona sy fihantsian-doza raha nanao velirano fahiny ka ny niaviany sy ny heviny dia angamba avy amin' ny hoe: "Raha mivadika izao velirano izao, aoka haelin' ny rivotra mifofofofo ary rita toy ny ranotrambo fohin' ny hainandro [1.1]
Explications en anglais  4  a term of malediction [1.2]
Explications en français  5  Imprécation : péris de fond en comble!, que tes os soient éparpillés et sans sépulture! [1.3#178]

Mis à jour le 2025/09/12