|
|
|
|

Entrée1  fofoina
Radical  2  fofo
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Kasaina ho vady: Nofofoindry Rakoto ho vadin' ny zanany io zazavavy io
Kasaina, kendrena hovonoina: Nofofoiny hovonoina mihitsy aho
Explications en anglais  5  [1.7] to be engaged to be married (of the girl)
Explications en français  6  [1.3#177] Qu’on choisit pour fiancée ou pour de mauvais desseins: Nofofoin’ ny ray aman-dreny ho vadin’ny zanany io zazavavy io (Les parents ont choisi cette fille pour être l’épouse de leur garçon) ~ Nofofoiny hovonoina aho (Il a projeté de me tuer)
7  [1.8] fiancée (se dit de la femme)
Exemples  8  kanefa ny nohazaina sy nofofoina hovonoina ary nitondra fahoriana mafy indrindra dia Ingahy. [2.588#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot fofoina

Anagrammes  14  afofony, fofoani, fofoany, fofoina, ifofoan, nifofoa

Mis à jour le 2024/02/16