| Entrée (1/2) | 1 fodiana | 
| Radical | 2 ody | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fiverenana any an-tanàna na any an-trano onenana: Amin' ny efatra no fodian' ny mpianatra madinika Fisehoana ho manao zavatra, asa, na ho manana toetra toy izao na toy izao eo imason' ny olona nefa tsy marina: Fodiana marary no nahafahany tamin' ny sazy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   a returning ; a pretense [1.7] | 
| Explications en français | 6   Là où l’on retourne, domicile où l’on revient habituellement Le retour, là où l’on revient, chez qui l’on retourne, l’action de faire semblant de, de devenir, de changer [1.3#177#456] 7 lieu où l'on retourne, action de retourner [1.8] | 
| Exemples | 8   Mbola voatery hanela ny fodiana ny Governoran' Ambositra.
[2.270#] 9 Tsy maintsy nomaniko koa ny fodiana, na ho afaka na tsy ho afaka. [2.356#] | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 11 fodiana | 
| Partie du discours | 12 nom | 
| Explications en malgache | 13   fitokanana [Taimoro]
 [1.78] | 
| Anagrammes | 14 andafio, 15 doafina, 16 fodiana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |