Entrée foaraka
Partie du discours nom
Définition malgache Omby novonoina ho sorona mba tsy hisian' ny loza intsony aorian' ny fandevenana ny maty [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the beef used in the ceremony of the afana. [Richardson 1885]

Entrée foaraka
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sihanaka] zavatra simbana na mpombaina ny maty, babo [Rakotosaona 1972]

2010/05/06