|
|
|
|

Entrée1  foano
Radical  2 foana
Partie du discours  3  impératif du verbe passif foanana [Liste complète]
Explications en français  4 éliminez. [3.1]
Exemples  5  Koa foano ny faniriana, dia ho foana ny fijaliana [2.296#]
6  Alohan' ny fisokafan' ny fandatsaham-bato dia tsy maintsy amarinin' ny birao fa foano tsy misy na inona na inona ny valopy [2.114#]
Autres orthographes  7 foany
Illustrations 

Anagrammes  8 afono, 9 foano

Mis à jour le 2025/11/02