Entrée | 1 fizokiana |
Radical | 2 zoky |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Tombin' ny maha-zoky [1.1] |
Exemples |
5 Izato no toetra ka mba miady fizokiana!
[2.69#]
6 Ireo no tompon' ny fizokiana sy ny zo aman' adidy momba izany. [2.508#] |
Synonymes | 7 fahazokiana |
Article | 8 Randzavola: fizokiana ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 9 fikizoana, 10 fikoizana, 11 fizokiana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |