Entrée fizika
Partie du discours nom
Explications en malgache Antokon-tsiansa ianarana mandinika ny toetoetran' ny zavatra ankapobeny sy ny lalàna mifehy azy ka mety hanova ny bika aman' endriny fa tsy manova ny maha-izy azy [1.1]
Explications en français Physique [1.13]
Mots composés 

Mis à jour le 2020/07/31