|
|
|
|

Entrée1  fizihirana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  zihitra
Explications en malgache  4  [1.1] Fibontsinana: Ny fizihiran' ny kibony no niantsoanay dokotera
Fahatezerana: Tsy hadinoko ny fizihirany tamiko herinandro
Fihenahenana tsy miteny: Tsy nisy ratsy nataony akory fa ny fizihirony no nahasosotra ahy

Mis à jour le 2025/07/29