|
|
|
|

Entrée1  fizihirana
Radical  2 zihitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fibontsinana: Ny fizihiran' ny kibony no niantsoanay dokotera
5 Fahatezerana: Tsy hadinoko ny fizihirany tamiko herinandro
6 Fihenahenana tsy miteny: Tsy nisy ratsy nataony akory fa ny fizihirony no nahasosotra ahy [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12