Entrée |
fizakana
(zaka)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fiaretana, fandeferana: Zava-tsarotra ny fizakana ny latsa sy ny eso Fandidiana, fandaharana: Ny fizakako ny fananako Fitondrana, fananana: Fizakana ny zo malagasy [1.1]
|
Exemples |
1 | Nilaozana izy, ary tsy nahonon-tena amin' ny fizakana samirery ny lanjan' ankizy efatra.
[1.369]
|
2 | Ny fizakana zo iray anefa dia mety miankina amin' ny fifamaliana eo amin' ny samy firenena.
[4.27]
|
|
|
Entrée |
fizakana
(zaka)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fitenenana, firesahana [1.1]
|
|