|
|
|
|

Entrée1  fivozezehana
Radical  2  vozezika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fiavosana, fifanongoavana: Ny fivozezehan' ny boky eo ambony latabatra
Fahatongavana mirohotra maro be: Tsy hita holazaina ny fivozezehan' ny ankizy teo amin' ny nisy an' ireo olona niady [1.1]
Explications en français  5  L’entassement, l’action d’aller, d’arriver en foule, le lieu [1.3#864]

Mis à jour le 2025/09/12