| Entrée | 1 fivondronam-pokontany | 
| Mots élémentaires | 2 fivondrona, 3 foko, 4 tany | 
| Partie du discours | 5 locution | 
| Explications en malgache | 6   Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany [1.1] | 
| Exemples | 7   Manome tapakila naharaisana izany filazàna izany ny filohan' ny komity mpanatanteraka ao amin' ny fivondronampokontany.
[2.114#] | 
| Synonymes | 8 fivondronana | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |