|
|
|
|

Entrée1  fivokohana
Radical  2 vokoka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Filantsihana; fanjokoana:
5 Ny fivokohan' ny hazo no tsy nahitan' ny mpizaha ilay vorona [1.1]

Mis à jour le 2025/11/17