Entrée fivimbinana (vimbina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitondrana zavatra amin' ny tanana: Tsy misy mahamenatra ny fivimbinana an' io kitapo io
Fiarovana, fitahiana: Ny fivimbinan' Andriamanitra anie homba anao [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05