|
|
|
|

Entrée1  fiverenana
Radical  2  verina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fodiana: Tsy mbola fantatra ny fiverenako fa hendre tsara ambara-pahatongako
Fahatongavana indray amin' ny nialana: Mandalo tsy misy fiverenana intsony ny andro
Fitsingerenana, fiherenana: Fiverenan' ny lohataona izao
Andalan-tononkira izay averina isaky ny avy mihira ny andininy tsirairay: Mailamailaka kokoa ny fiverenana noho ny andininy

Mis à jour le 2024/12/11