Entrée | 1 fiverenana |
Radical | 2 verina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fodiana: Tsy mbola fantatra ny fiverenako fa hendre tsara ambara-pahatongako Fahatongavana indray amin' ny nialana: Mandalo tsy misy fiverenana intsony ny andro Fitsingerenana, fiherenana: Fiverenan' ny lohataona izao Andalan-tononkira izay averina isaky ny avy mihira ny andininy tsirairay: Mailamailaka kokoa ny fiverenana noho ny andininy [1.1] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |