|
|
|
|

Entrée1  fivarotana
Radical  2  varotra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanakalozana vola ny zavatra, fandrantoana, firantoana: Ilana fahaizana ny fivarotana fa tsy ataotaofoana akory
Toerana anaovana varotra: Itsy andrefana itsy ny fivarotan' i dadatoa
Explications en anglais  5  [1.7] the act of selling; a shop
Explications en français  6  [1.8] action de vendre, commerce; magasin de vente
Vocabulaire  7  Economie: commerce
Morphologie 
8  Simple :
9  Préfixée :
Mots composés 

Anagrammes  12  fivarotana, voatrifana

Mis à jour le 2023/08/11