|
|
|
|

Entrée1  fivarinana
Radical  2 varina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fidinana mikorisa, fianierana arahim-pikodiadiavana: Fivarinana an-kady no nahazo andRabe raha tsy voatohan' ny vodihazo teo amoron-kady izy.
5 Fietrena voninahitra: Tana fivarinana mihitsy ny an-dRakoto nanambady olona ambony toetra toa iny. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12