|
|
|
|

Entrée1  fivanikana
Radical  2 vanika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fampisehoana ny nify, na ho fihomehezana tsotra na ho mari-pahatezerana.
5 Tsy fahakombonan' ny vava noho ny harerahana mafy. [1.1]

Anagrammes  6 fikavinana, 7 fivanikana

Mis à jour le 2025/09/12