Entrée | 1 fivadihana |
Radical | 2 vadika |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fifandisoana ka ny lafy ratsiny indray no miseho: Ny fivadihan' ny lamba 5 Fanaovana ny tehezana atao ambanimandry: Mety mba hahafaty ny marary ny fivadihany miankavia fa vizaka izy mihorirana forma miankavanana 6 Fiovana ho ratsy tsy araka ny nampoizina: Mahagaga ny fivadihan' ny andro tampoka tao 7 Fiovana ho ratsy, nefa nitokisana, famadihana: Mahamendrika hovonoina ho faty ny fivadihana amin' ny tanindrazana 8 Fitsipahana ny teny natao: Mitory toetsaina tsy mahomby ny fivadihana amin' ny teny napetraka 9 Fifandisoana ka ny anoloana no lasa aoriana, na ny aoriana basa anoloana:Ny fivadihan' ny satrokao no nihomehezan' ny ankizy anao [1.1] |
Explications en anglais |
10 the act of turning over; treachery [1.7] |
Explications en français |
11 L’action de changer de côté, de se retourner, de chavirer, de changer, de violer, de passer à l’ennemi, de rejeter, de trahir [1.3] 12 action de changer de côté; trahison [1.8] |
Exemples |
13 Fomba fisehoan' ny tsy-fahatantesana onja koa, dia ny fivadihana atidoha. [2.472] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |