|
|
|
|

Entrée1  fitsoriahana
Radical  2 tsoriaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fikorianana: Mahafinaritra ny mijery ny fitsoriahan' ny rano eo amin' ny elatry ny vorombazaha.
5 Firiotra, fimaonana: Ohatra ny bisikilety ny fitsoriahan' Ikoto.
6 Fandosirana manao tsoa-pe: Ny fitsoriahan' ny mpangalatra tany ambadiky ny trano. [1.1]
Synonymes  7 fitsoriaka

Mis à jour le 2025/09/12