|
|
|
|

Entrée1  fitsobohana
Radical  2 tsoboka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fitana, firobohana: Raha ho erỳ an-dafin-drano ianao, eto no fitsobohana fa marivo ny rano eto.
5 Fidirana: Voarara ny fitsobohana ao amin' io trano io fa nisy matin' areti-mifindra tao. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12