Entrée fitsitsiana (tsitsy)
Partie du discours nom
Définition malgache Tsy fandaniana foana, fandalàna: Androm-pitsitsiana izao
¶ Tsy famizanana foana, tsy fanaovana mosalahy: Tsy azo omen-tsiny izy fa fitsitsiana aina no nataony [Rajemisa 1985]
Citations 

2009/02/23