Entrée fitsitaitaihana (tsitaitaika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Filatsahana tsy misesy fa mielanelana: Hararaoty izao mbola fitsitaitaihan' ny orana izao fa hirotsaka be io rehefa afaka kelikely
Fanenon-dakolosy maneno dia miato: Ny fitsitaitaikan' ny lakolosim-paty
Fahatongavana tsikelikely, miandalana: Nahoana dry no tsy tonga indray miaraka ianareo? Mahasosotra izao fitsitaitaihanaizao [1.1]
Synonymes fitsitaitaika

Mis à jour le 2023/01/05