Entrée | fitsirihana (tsirika) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fizahana mba hijery: Misaotra amin' ny fitsirihanareo anay aty an-trano Fandalovana mijery: Amin' ny 9 maraina ny fitsirihan' ny dokotera ny marary isan' andro Fanarangaranana: Tsy azonay ekena ny fitsirihan' ny zanakareo anay rehefa misakafo [1.1] | |
Anagrammes | fisitrihana, fitsirihana |
Mis à jour le 2023/01/20 |