|
|
|
|

Entrée1  fitsirihana
Radical  2 tsirika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fizahana mba hijery: Misaotra amin' ny fitsirihanareo anay aty an-trano.
5 Fandalovana mijery: Amin' ny 9 maraina ny fitsirihan' ny dokotera ny marary isan' andro.
6 Fanarangaranana: Tsy azonay ekena ny fitsirihan' ny zanakareo anay rehefa misakafo. [1.1]

Anagrammes  7 fisitrihana, 8 fitsirihana

Mis à jour le 2025/09/12