|
|
|
|

Entrée1  fitsinkafonana
Radical  2 tsinkafona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fihevahevana eny ambony rano tsy mety milentika: Ny mahatonga ny fitsinkafonana, dia noho ny tenan' ilay zavatra maivana noho ny rano.
5 Fitrangan-javatra nafenina ho hitan' ny be sy ny maro: Menatra tsy te hijery olona izy noho ny fitsinkafonan' ny lainga be nataony. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12