Entrée | 1 fitsinjarazarana |
Radical | 2 tsinjarazara |
Partie du discours | 3 nom |
Exemples |
4 Amin' ny fomba azo tsapaina, dia fitsinjarazarana ao amin' ny Kaominina ary miankina amin' ny Kaominina ny Fokontany
[4.27#]
5 nalahatra ho fianarana mihitsy ka ahitana fizarazarana sy fitsinjarazarana izay hahamora ny fitadidiana izay voalaza sy hahamora ny fandraisana ny fitohitohizan' ny hevitra [2.436#6] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |