Entrée fitsingolohana (tsingoloka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Firònana ka ny loha no atao ambany; fitadiavana hanambaka, an-kafetsena; filàna vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika hamelezana olona [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20