|
|
|
|

Entrée1  fitsinginana
Radical  2  tsingina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fandraisana (zavatra) amin' ny loha rantsana: Nahasosotra ahy ny fitsinginany ilay taratasy nomeko azy, ohatra ny dia zavatra maloto
Fakana izay voafihina amin' ny loha rantsana, izany hoe zavatra pitiny kely

Mis à jour le 2023/01/20