|
|
|
|

Entrée1  fitsinganga
Radical  2 tsinganga
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Toetran' ny zavatra mitsinganga, izany hoe miainga ila: Maharatsy ny bikan' ny lohanao ny fitsingangan' ny volonao. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12