Entrée fitsilailaizana (tsilailay)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandriana mivadibadika; fitsimbadibadihana; fitsinkasinkasinana: Mahafinaritra ny ankizy ny fitsilailaizana eny ambony ahitra
Fitaredretrana, fitsiredaredana: Ny fitsilailaizana fomban' ny kamo [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05