|
|
|
|

Entrée1  fitsidradrana
Radical  2  tsidradra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fiaingana ho avo, fitsanganan' ny volo, tanana, tongotra misandrahaka: Oadray izany fitsidradrany ny volon' ity zazalahy ity
Explications en français  5  [1.3#764] L’action de se relever, de se dresser, de dépasser, de se hérisser, le motif
Synonymes  6  fitsidradrahana, fitsidradraka

Mis à jour le 2023/02/10