| Entrée | 1 fitsidihana | 
| Radical | 2 tsidika | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Famangiana miserana fotsiny: Fitsidihanaihany no ataonay fa mbola be ny adidy tsy maintsy haleha Fisehoana kely na fijerena eo am-baravarankely: Fitsidihako teo am-baravarankely no nahitako azy terỳ amoron-dalana toa miandry olona Fanombohan' ny andro na ny fizaran-taona iray: Voalohandohan' ny septambra indrindra tamin' izay, fitsidihan' ny lohataona [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |