Entrée fitsiatsia (tsiatsia)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba fakana rivotra na fialana voly amin' ny hatsiatsiaka
Fihatsaratsaran' ny marary, fanaretana: Amin' izao fitsiatsian' ny marary izao, dia azo atao tsara ny mamangy matetika [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05