Entrée | fitsentsefana (tsentsitra) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fitrohana ranon-javatra amin' ny vava, fitrohana ny ao anaty zavatra: Ny fitsentsefan' ny renitantely ny mamin' ny voninkazo no anaovany ny maminy Fihinanana ny soa: Ny fitsentsefan' ny mpanjana-tany ny zanatany no ifikirany mafy aminy [1.1] | |
Explications en français | Absorption, exploitation [1.13] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |