Entrée fitsentsefana (tsentsitra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitrohana ranon-javatra amin' ny vava, fitrohana ny ao anaty zavatra: Ny fitsentsefan' ny renitantely ny mamin' ny voninkazo no anaovany ny maminy
Fihinanana ny soa: Ny fitsentsefan' ny mpanjana-tany ny zanatany no ifikirany mafy aminy [1.1]
Explications en français Absorption, exploitation [1.13]

Mis à jour le 2023/01/05