|
|
|
|

Entrée1  fitselarana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tselatra
Explications en malgache  4  [1.1] Firehetana tampoka ary vetivety, fitselahana
Firehetana haingana: Ny fitselaran' ny bozaka maina no itiavan' ny olona azy hampirehetany afo

Mis à jour le 2024/12/11