|
|
|
|

Entrée1  fitsatsihana
Radical  2 tsatsika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Toetran' ny hena natsatsika, izany hoe natono na natsikanina; fitsikaninana.
5 Famindroana eo akaikin' ny afo. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12