|
|
|
|

Entrée1  fitsatohana
Radical  2 tsatoka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fidirana sady filentehana ao anaty zavatra: Ny fitsatohan' ny antsy eo amin' ny tendan' ny omby.
5 Filentehana miraikitra tsy afa-mihetsika: Ny tsy fitsatohan' itỳ andry itỳ tsara no mampihozongozona azy.
6 Fijoroana tsy mihetsika na fijaridinana, fijanonana ela miandry: Sorena aoka izany aho tom in' ny fitsatohako teo amoron-dalana adiny iray maninjitra niandry anao. [1.1]

Anagrammes  7 fitsatohana, 8 fitsotahana

Mis à jour le 2025/09/12