Entrée fitsarapahana (tsarapaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fianjerana na fibolisàrana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika: Tapaka ny tongony tamin' ny fitsarapahany tao anaty lavaka ilay izy nody alina indray mandeha avy niandry faty [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05