|
|
|
|

Entrée1  fitsara-mizana
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  Ilay fanjaitra eo afovoan' ny mizana milaza ny fahamarinan' ny lanja, rehefa ny eo afovoany marina tsara no tondroiny [1.1]
Synonymes  4  lahi-mizana
Mots élémentaires  5  fitsara, mizana

Mis à jour le 2023/07/23