|
|
|
|

Entrée1  fitsapahana
Radical  2 tsapaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fidirana ao amin' ny zavatra iray tsy misy manohina: Tsy nampoiziny akory ity fitsapahany tao anaty vahoaka
5 Fidirana, filentehana: Tsy hita mihitsy ny fitsapahan' itỳ zohy iỳ ao anaty tendrombohitra
6 Fianjerana: Ny fitsapahan' ny omby tao anaty fotaka [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12