|
|
|
|

Entrée1  fitsaohana
Radical  2 tsaoka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fiondrehan' ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana lehibe: Vao tonga izy dia mari-pitsaohana no nataony teo anoloan' ny Filohan' ny Nosy.
5 Fanehoam-panajana fanao amin' Andriamanitra tokana ihany ho fankatoavana ny maha-Mpahary azy. [1.1]

Anagrammes  6 fitosahana, 7 fitsaohana, 8 fitsoahana, 9 tafahosina

Mis à jour le 2025/09/12