|
|
|
|

Entrée1  fitsangantsanganana
Radical  2  tsangantsangana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fandehandehanana atsỳ sy ary an-tongotra na anaty fiara mba haka rivotra na hiala voly
Toerana faleha mitsangantsangana: Misy fitsangantsanganana mahafinaritra eny Ambodiatafana

Mis à jour le 2024/12/11