|
|
|
|

Entrée1 fitsanganana
Radical  2tsangana
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4Fiaingana mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Tsy ampy rankizy, ny fitsanganana rehefa misy lehibe miditra fa tsy maintsy miarahaba koa.
5Fijoroana: Matory am-pitsanganana ity zaza ity.
6Fisehoana, fitoloran-tena: Ilana herimpo ny fitsanganana ho vavolombelona. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12