Entrée fitsamontsamona (tsamontsamona)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba na toetran' ny olona mitsamontsamona, izany hoe manapoapoaka sy mampitsefotsefotra ny molotra rehefa mihinana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31