|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fitsakana (tsaka)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [1.1]
Synonymes  4  fitsaka

Entrée (2/2)5  fitsakana (tsaka)
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  Fitàna rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voay, ny fitsakana no haingana indrindra amin' ny fitana azy [1.1]

Anagrammes  8  afantsika, fanatsika, fanitsaka, fitsakana

Mis à jour le 2022/04/17