|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fitsakana
Radical  2 tsaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany. [1.1]
Synonymes  5 fitsaka

Entrée (2/2)6  fitsakana
Radical  7 tsaka
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9 Fitàna rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voay, ny fitsakana no haingana indrindra amin' ny fitana azy. [1.1]

Anagrammes  10 afantsika, 11 fanatsika, 12 fanitsaka, 13 fitsakana

Mis à jour le 2025/09/12